Entrée (1/2) | 1 ambo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
4 Avo [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Tanala]
[1.78] 5 avo, lava tsanganana [Betsimisaraka] [1.78] 6 avo, tehoambo, mandringa [Sihanaka] [1.78] 7 Avo: Trano ambo [1.1] |
Explications en anglais |
8 high, lofty, long, overhead. [1.2] |
Explications en français |
9 Haut, élevé au-dessus de terre [1.3#28] 10 haut. [Tankarana] [1.19] |
Exemples |
11 Tanety ambo (vohitra manerinerina) koa - vohitra fotsiny iray manontolo - ireo Vato ireo: dia tanety izay namonoan' ny Masa tena. [2.245#] 12 Fantatray fa vahiny sy mpivahiny eto ambo, ny tany izahay, ka raiso ny fanahipay ho eo anatrehanao, ary aza tsarovana ny helokay, Andriamanitra ô [2.649#] |
Synonymes | 13 abo, avo |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot ambo |
Entrée (2/2) | 19 ambo |
Partie du discours | 20 nom |
Vocabulaire |
21 Santé |
Explications en malgache |
22 Karazan' aretina sahala amin' ny androbe [1.1] |
Explications en anglais |
23 the name of a disease coming suddenly, somewhat resembling epilepsy. [1.2] |
Explications en français |
24 Nom d’une maladie subite semblable à l’épilepsie [1.3#28] |
Anagrammes | 25 ambo, mabo, mbao, omba |
Mis à jour le 2023/08/26 |