|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hambosana
Fototeny  2 ambo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 haavo [Sihanaka] [1.78]
5 refy mijidina miainga amin'ny haabon'ny ranomasina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 altitude [1.13]
Tovy hevitra  7 haambo
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  hambôsana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 tanety [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  hambosana, hambôsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21