Entrée | iva | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho Reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1] | |||
Explications en anglais | Low [1.7] | |||
Explications en français | Bas [1.8, 1.13] | |||
Antonymes | avo | |||
Mots composés |
| |||
Analogues | fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta | |||
Entrée | iva | |||
Partie du discours | Non spécifié | |||
Explications en malgache | [Bara] [1.78] | |||
Dérivés |
| |||
| ||||
Entrée | Iva | |||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||
Explications en anglais | Ivah [2.996] | |||
Explications en français | Ivva [2.996] | |||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||
Synonymes | Avà | |||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Iva | |||
Anagrammes | AVI, avy, iva, vay, via |
Mis à jour le 2023/10/23 |
![]() |