|
|
|
|

Teny iditra1  kely
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy lehibe, madinika: Trano kely no ipetrahanay.
4 Tsy be, vitsy, tsy firy: Kely ny isan' ny mpianatra tonga.
5 Manify, mezaka: Kely ny vahan' io olona io.
6 Fohy zeny: Lazain' ny mpitantara fa olona kely, hono izany vazimba izany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 little, small. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 petit, peu. [1.8]
Ohatra  9  Manampy anay amin’ ny varotra kelinay ao izy, rahefa nahavita izay mba vitany tamin’ ny fianarana. [2.4]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Mpanahaka  30  aketalahy, 31  bija, 32  bitika, 33  boleta, 34  botity, 35  botry, 36  bozeny, 37  bozeta, 38  hetry, 39  kambity, 40  kambitry, 41  katita, 42  kelyendaka, 43  kelyray, 44  kelyreny, 45  madinika, 46  mafykely, 47  majinika, 48  nihinantainorona, 49  tapakamponga, 50  tsampirano, 51  tsapitika, 52  tsingentana, 53  vatokely
Kamban-teny rehetra  54  Fikambanana 219 amin' io teny io
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  56 kely, 57 kile

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09