|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ; tsikelikely |
| Fototeny | 2 kely |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miandalandalana: Mampihena tsikelikely ny hafanan' ny marary ity fanafody ity
[1.1] |
| Ohatra |
5 Tamin'izay fotoana izay tokoa vao niverina tsikelikely taminy ny ainy
[2.470#65]
6 Nihanazava tsikelikely ny andro, dia maty koa ny afon-tseranan'i Toamasina [2.471#46] 7 Nangina tsikelikely ny raipitra gasy [2.472#143] |
| Tovy hevitra | 8 andalandalana |
| Kamban-teny rehetra | 9 sary miova loko tsikelikely |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|