Entrée bitika
Partie du discours adjectif
Définition malgache Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika / Bitika kely ny vary nohanin' ny marary anikeheo.
¶ Kely sy bitika: enti-milaza am-panetren-tena ny toetran' ny tena ambany sy mahantra: Misaotra, tompokolahy minisitra, mamangy anay kely sy bitika atỳ anaty ala atỳ
¶ (Marihina fa milaza mbola kely kokoa noho ny bitika ireo rehetra avy amin' ny bitika nasiana tsofoka: bilitika, biritika...) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise diminutive, extremely small, a jot, a morsel, an atom. [Richardson 1885]
 diminutive, tiny; cf. kitika [Hallanger 1973]
Définition française très petit [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 une quantité infime, chétif [Abinal 1888]
Morphologie 
bitika
bitiha
Synonymes bititika
Exemples 
1Lay ony kanefa he'ty fiandohany / Mba kely ny bitika saro-jahana. [Rafanoharana: Ony]
2Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 175]
3Ka inona anefa no mety ho vitanay kely sy bitika ity amin' izany? [Rabemolaly: Fary, page 306]
Citations 

Mis à jour le 2017/05/24