|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kitika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanohinana kely. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)6  kitika
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Kely bitika, madinika tokoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 thin; frayed; tiny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 très petit, très menu, un atome [1.3]
11 mince; râpé; minuscule [1.8]
Ohatra  12  Ny tena hatina dia avy amin' ny bibikely kitika mitarehin-drere, ka manana tongotra valo. [1.38]

Teny iditra (3/3)13  kitika
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo [1.1]
Tovy hevitra  16 kitikitika

Fivaditsoratra  kitika, 17 takiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19