|
|
|
|

Teny iditra1  bilitika
Fototeny  2 bitika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 same as bitika [1.2]
Mpanahaka  6  bilitsika, 7  biritika, 8  biritsika, 9  bititika, 10  bolitika, 11  boritika, 12  boritsika

Fivaditsoratra  13 balitiky, bilitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31