|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 botry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lakana lehibe izay misy voizina na entin' ny lay na mandeha amin' ny herin' ny milina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a boat [Eng. boat]
[Provincial]
[1.2] 5 a schooner used in coastal trade (west coast) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 navire à voiles non ponté.
[Tankarana]
[1.19] 7 goélette ou boutre arabe de la côte ouest [1.8] |
| Voambolana | 8 Fifamoivoizan-tsambo |
| Teny nalaina | 9 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 botry |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fohy, zeny, tsy mitombo intsony: Hazo botry. / Zazavavy botry kely
13 Tsy manana, lany harena, rava, fananana: Izao vao tena botry Rakoto fa lany matin' ny ramoretaka ireo kisoa roa hany sisa nompiany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 stunted, dwarfish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 rabougri, chétif
[1.8] 16 Rabougri, comme la végétation des sommets montagneux, sur sols squelettiques: 17 Hazo botry (un arbre rabougri, souffreteux, chétif). [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 34 botry |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Nom d'une espèce de riz de montagne (vary botry). Elle a l'avantage d'être peu exigeante.
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 38 bitro, botry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|