Entrée misandratra andro (sandratra, andro)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Exemples Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 155]

2014/05/03