|
|
|
|

Teny iditra1  tolaka andro
Singan-teny  2 tolaka, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mby efa tsy mahery intsony ny hainandro, efa ivaiva ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 lorsque le soleil baisse; après deux heures du soir [1.3]
Voambolana  7  Fotoana

Fivaditsoratra  8 tandrokoala, tolaka andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12