|
|
|
|

Teny iditra1  masoandro
Singan-teny  2 maso, 3 andro
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
6 Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
7 Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the sun [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 soleil
10 (figuré) le père, le souverain [1.3]
11 le soleil [1.8]
Ohatra  12  Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499#]
Voambolana  13  Haikintana
Kamban-teny rehetra  14 marary ny masoandro
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  17 mandrosoa, masoandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17