Entrée maso
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary
Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika
Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana
[1.1]
Explications en anglais The eye [1.7]
Explications en français L'oeil [1.8]
 Oeil [1.13]
  [Sakalava-Mayotte] Oeil [1.405]
Exemples 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4]
2Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
3Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [2.471]
4Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : maso, masoko, masonao, masony, masontsika, masonay, masonareo, mason', mason-, masom-
Dérivés 
 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Holonyme loha
Co-méronymes handrina, molotra, orona, saoka, sofina, takolaka, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava
Anthroponymes 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/31