|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tava
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1]
Explications en français  4  le visage, la face, la figure [1.3]
Vocabulaire  5  Biologie
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 

Entrée (2/3)35  tava
Partie du discours  36  nom
Explications en malgache  37  tolona (ady)
38  ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/3)39  tava
Partie du discours  40  nom
Explications en français  41  paroi [1.13]
Analogues  42  telotava
Mots composés 

Anagrammes  44  tava, vata

Mis à jour le 2024/10/30