Entrée | vava | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify ¶ Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro ¶ Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery ¶ Fiandohana: Vava asa, vava alahamady ¶ Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! ¶ Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [Rajemisa 1985] | ||||||||
Explications en anglais | the mouth [Hallanger 1973] | ||||||||
Explications en français | bouche [Hallanger 1974, Boiteau 1997] | ||||||||
ouverture [Hallanger 1974] | |||||||||
entrée [Boiteau 1997] | |||||||||
bec, gueule, museau, mufle [SLP 1986] | |||||||||
Vocabulaire | Biologie | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot vava | ||||||||
Toponymie | |||||||||
Entrée | vava | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Explications en malgache | [Bara, Sihanaka] voady [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Mis à jour le 2022/05/31 |
![]() |