|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 takolaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
4 Ny fihodivirana miankavia na miankavanana 5 Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the cheek
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 la joue
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 38 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 39 takolaka |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
41 in the provinces, the angle of a rampart or a street.
[Provincial]
[1.2] |
| Fivaditsoratra | takolaka, 42 tolakàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|