Entrée tarehy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny
¶ Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny
¶ Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho
¶ Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina
Mitovy hevitra: endrika ~ fify ~ laingon-tava ~ salovantava ~ takolaka ~ tava
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the face; appearance; cf. endrika, bika.
Explications en français  [Hallanger 1974] le visage: apparence; cf. endrika, bika.
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31