|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 orona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the nose
[1.2, 1.7] 5 [mal. Idong; jav. Irong.] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 nez
[1.8, 1.13] |
| Ohatra |
7 fa tsy misy toa an-drahavana ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo [2.131] 8 Izato vava e, izato orona. [2.470] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 Fikambanana 23 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 24 orona |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 in the provinces a promontory
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 dans les provinces, un promontoire
[1.2] |
| Voambolana | 28 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 29 orona |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ».
32 Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). 33 L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|