Entrée endrika
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io
¶ Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika
¶ Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra [1.1]
  tarehy [1.13]
Explications en anglais image, form, visage, face [1.7]
Explications en français La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image [1.3]
 forme [1.8, 1.13]
 figure; tournure [1.8]
 visage [1.13]
Morphologie 
endrika
endriko
endrikao
endriny
endritsika
endrikay
endrikareo
endrik'
endri-
endriky
Dérivés 
Mots composés 
Exemples 
1Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4]
2Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3]
3Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472]
4Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470]
5Endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13]
6Tsara endrika, manana endrika,izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3]
7Endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13]
8Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471]
9Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3]
10Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3]
Proverbes 

Anagrammes indreka, akendry, andreky

Mis à jour le 2021/11/13