|
|
|
|

Teny iditra1 miendrika
Fototeny  2endrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manana endriky ny...: Miendrik' anjely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to have the appearance of (distinguish from mendrika). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6ressembler. [1.3#126, 1.8]
7avoir l'air, la tournure, le port. [1.3#126]
8avoir l'air de (à distinguer de mendrika). [1.8]
Ohatra  9 Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
10 fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 miandreky, 17 miendrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02