Entrée voady
Partie du discours nom
Explications en malgache Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba
Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy
Mitovy hevitra: dina ~ lokaloka ~ orimbato ~ teny nomena ~ tsikafara [1.1]
Explications en anglais A vow [1.7]
Explications en français Voeu [1.3, 1.8]
 Offrande promised par voeu, ferme résolution [1.3]
Exemples 
1Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika. [2.499]
2Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245]
Dérivés 
Mots composés 
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30