Entrée tsikafara
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
 Fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13]
Explications en français Cérémonie de voeu exaucé [1.13]
Exemples Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471]

Entrée tsikafara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Faniriana [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31