Entrée lokaloka
Partie du discours nom
Explications en malgache Voadivoady, toky mafana. [1.1]
Dérivés 

Entrée lokaloka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara, Sihanaka] tavindona [1.78]
  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] tavindolana [1.78]
  [Tsimihety] Vatan-kazo noloahana toy ny lakana atao fanomezan-tsakafo ny biby
Mitovy hevitra: kilàny ~ tavin-dolana [1.1]
 tavy fampiasan'ny mpanao trano
¶ tavy fihinanan'ny biby [1.13]
Explications en français auge, hourdis [1.13]
Dérivés 
Synonymes horidia ~ lolana

Entrée lokaloka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] dikidiky, rikoriko [1.78]

Anagrammes kalokalo, kolakola, lakolako

Mis à jour le 2020/07/31