Entrée fivoadiana (voady)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanaovana voady: Tsy fanao, hono, ny fivoadiana amin-kanina
¶ Fianianana, fanomezan-toky, fikasana mafy: Hatramin' ny saika nahafaty azy tamin' ny toaka, dia nanao fivoadiana izy fa tsy hikasika zava-pisotro mahamamo intsony

Mis à jour le 2020/07/31