|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tanin' andro
Singan-teny  2tanina, 3andro
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [taninandro] hainandro [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de se chauffer au soleil [1.3]
Ohatra  7 Boroboaka an' elo, ary afontsy an-taninandro; [2.69#219]
8 Tsapako avy hatrany fa hamonjy taninandro etsy ambody goavy maina fara taza-masoandro mba hitafy ankilahila ito nofo izay miketrona feno sarisarim-piainana! [1.268#]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10 tanin' andro
Singan-teny  11tanina, 12andro
Sokajin-teny  13 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  14 argent qu'on donne aux juges qui instruisent un procès, ainsi qu'aux témoins (l'affaire se traitait en plein air, à la chaleur du soleil) [1.3]
15 C' est le prix de la chaleur du soleil. On appelait ainsi l'argent donné aux juges et aux témoins, parce que les affaires se traitaient en plein air, à la chaleur du soleil : Radama I avait fait tomber les murs du palais de justice parce qu' un jour les juges ne l'ayant pas vu ou ayant feint de ne pas le voir, ne s'étaient pas levés à son passage [2.415#3369]

Teny iditra (3/3)16 taninandro
Singan-teny  17tanina, 18andro
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 (Merina) (de tanina : action d'exposer à la chaleur ; et andro : le soleil). Emilia graminea DC. (Asteraceae). Voir tanikandro. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 tandronina, 23 tanin' andro, taninandro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03