Entrée | mangataka andro (andro, hataka) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | miangavy fanemorana ho amin' ny andro hafa indray; miangavy ny hampihemorana ny fotoana efa nifanarahana na nifanekena [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | to procrastinate. [Richardson 1885] | |
to ask for time; to put things off [Hallanger 1973] | ||
Traduction française | demander du temps; ajourner [Hallanger 1974] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |