Entrée mamintana andro
Mots élémentaires mamintana ; andro
Partie du discours locution
Explications en malgache Mandainga fotoana (avy amin' ny teny hoe vintana: noheverin' ilay olona nifanaovana fotoana fa mifanohitra amin' ny vintany ilay andro nifanekena ka dia tsy tonga izy); tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana: Mahafinaritra fa tsy namintana andro ianao [1.1]
Explications en anglais To be unpunctual at an appointed time. Chiefly used by the sovereign in thanking the people for their presence at an appointed kabary, as: tsy namintana andro ahy hianareo (You have not been unpunctual at the time (I appointed) [1.2]
Explications en français Manquer au rendez-vous, à l'appel: Tsy namintana andro ahy hianao (Vous avez été fidèle au rendez-vous) [1.3]

Mis à jour le 2023/04/22