|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamintana |
| Fototeny | 2 fintana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka, manjono amin' ny fintana: Mamintana trondro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to catch with a hook
[1.2] |
| Ohatra |
6 Rehefa mahazo avy mamintana izy dia lalao ny asany.
[1.406#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 mamintana andro |
| Teny iditra (2/2) | 12 mamintàna |
| Fototeny | 13 fintana |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 15 mamantiña, mamintàna, mamintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|