| Entrée | 1 andro hafa |
| Mots élémentaires | 2 andro, 3 hafa |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Vocabulaire | 6 Temps |
| Anagrammes | 7 afandraho, 8 andro hafa |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|