|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanandroana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1]
Explications en français  4  L'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3]
Exemples  5  Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113#9]
6  Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296#110]
Titres 

Entrée (2/2)8  Fanandroana
Sous-titre  9  fianarana manisa andro malagasy
Partie du discours  10  nom propre (titre de livre)
Mots élémentaires  11  fanandroana
Auteur  12  Rabesata Arima
Editions  13  , 2000/01. Newprint. Hauteur: 21cm. Largeur: 15cm. Pages: 60

Mis à jour le 2023/09/09