|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fetr' andro |
| Singan-teny | 2fetra, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a time limit.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6limite de temps.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ny trosan-kaba amin' ny TVA izay tsy nanaovana fangatahana famerenana tao anatin' ny telo volana manaraka ny fetrandro dia tsy azo anaovana famerenana intsony fa azo hampidirina ho fandaniana kosa.
[1.384#]
|
| Tsipelina hafa | 8fetra andro |
| Fivaditsoratra | 9 fendrotra, 10 fetr' andro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|