|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lany andro |
| Singan-teny | 2lany, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana.
6mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|