Entrée tonon' andro
Mots élémentaires tonona ; andro
Partie du discours locution
Explications en malgache Vintana araka ny andro ahaterahana [1.1]
Explications en français Jours astrologiques [1.10]
 Le destin du jour [1.3, 1.5]
 Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui [1.3]
 Horoscope [1.5]
Exemples 
1fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. [2.48]
2Tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? [2.895]
3Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. [2.508]
4Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11