| Entrée | 1 vakana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a bead [1.7] |
| Explications en français |
5 perles; grains de collier, de bracelet [1.3] 6 perle, grain de collier, etc [1.8] 7 (toute l'île). Perles, grains de colliers ou de chapelets. Par extension, les graines rouges, rouges et noires, ou blanches, etc. employées à faire des colliers à bon marché. Pour les distinguer des perles importées, on les appelle vaka-maivana (de maivana : léger à bon marché). Ce sont souvent celles de Coix lacryma-jobi, Voir vakamaniry, d' Abrus precatorius L. Voir masonamboatora ; d' Adenanthera pavonina, etc. [1.196] |
| Exemples |
8 dia misampy amy ny Mpanjaka ny vakana mitoetra amy ny
[2.48]
9 Ny hazo, ny taolana, ny voamboana, ny andramena, ny tandrok’omby, ny akorandriaka, ny voanio… dia samy akora azo anamboarana vakana avokoa. [4.49] 10 Ireny no vohasana amin' ny akorany isan-kariva, tohizina amin' ny tsiraka tangon-drofia, dia iny sahala amin' ny vakana henjana iny no ampirehetina atao jiro. [2.472] 11 Izao no karazam-bakana nentiny: ny voahangy, ny sarihangy, ny kelisahilonaka, ny tsiambohitra, ny sangotsy, ny jijikely, ny maizinkotro, ny tsilaiby, ny vodilanitra, ny atodiosy, ny moraporitra, ny poabarahina, ny voavola, ny mahajizy, ny voahanginandriana, ny voahangindrano. [2.436] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 23 19 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 24 Art et Artisanat |
| Hyponymes |
|
| Proverbes | 137 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 138 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 139 anvaka, 140 vakana, 141 vanaka |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|