Entrée maivana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [1.1]
Explications en anglais light in weight [1.7]
Explications en français léger [1.3, 1.8]
 sans poids
¶ figuré: sans portée, vite, léger [1.3]
Dérivés 
Mots composés 
Antonymes 
Exemples 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [2.4]
2ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48]

Entrée maivaña
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Sihanaka] sitrana [1.78]

Anagrammes mañavay, manavia

Mis à jour le 2020/07/31