|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manamaivana
Fototeny  2 maivana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga ho maivana: Manamaivana entana ~ Manamaivana alahelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to make lighter in weight; to make light of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 alléger, soulager; faire peu de cas de [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manamaina
Fototeny  12 maivana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaivana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manamaivana, manamaivàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21