Entrée | maivanina (maivana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana entiny: Maivano izy fa mampalahelo erỳ ny mahita azy tsindrian' entana [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |