|
|
|
|

Teny iditra1 hamaivanana
Fototeny  2maivana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5La légèreté. [1.3#420]
Tovy hevitra  6hamaivana
Kamban-teny rehetra  7hamaivanan-doha

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08