Index

Proverbes : heverina

Proverbe 1Angaha noheverin-ko faty aho no nariana tamin' ny aretina ? [2.558 #256]

Proverbe 2Heveriny fa hitohy ihany ny fanirin' ny hazo ka ho tonga any an-danitra. [2.415 #2366]
Raha mitohy ny fanirin' ny hazo, mahatakatra ny lanitra. [2.558 #3620]
Traduction françaiseIl s' imagine que la croissance de l' arbre ira jusqu' au ciel. [2.415 #2366]
Interprétation françaiseSe disait de ceux qui croient que les richesses ou les provisions ne s'épuiseront pas. [2.415 #2366]

Proverbe 3Malahelo, ka nony maraina fivoaka toy ny hangataka, ary raha hariva fivoaka, heverin' ny sasany hisakan-dalana. [2.558]
Malahelo mivoaka maraina : ataon' ny olona hangalatra ; mivoaka hariva : ataon' ny olona hisakana. [2.165 #1454, 2.415 #2518]
Traduction françaiseLe pauvre qui sort le matin, on dit qu' il va voler ; il sort le soir, on dit qu' il va détrousser les gens. [2.415 #2518]
Quand un pauvre sort le matin, les gens disent qu' il va voler; et s' il sort le soir, on pense que c' est pour détrousser quelqu' un. [2.165]

Proverbe 4Traky nify latsaka an-kady : tsy heverin-ko torana fa mbola mitsiky. [2.558 #4375]

Index