|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hariva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the evening. [1.2]
5the afternoon, the evening. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6l'après midi, le soir. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  17 Fotoana
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)20 hariva
Sokajin-teny  21 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22Folaka: Hariva ny andro.
23Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha. [1.1]

Teny iditra (3/3)24 hariva
Sokajin-teny  25 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  26Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay. [1.1]

Fivaditsoratra  27 hariva, 28 Hira va?, hirava, 29 vahira, vahirà, 30 variha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03