|
|
|
|

Teny iditra 1  harivariva
Fototeny  2 hariva
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif [1.3]
Ohatra  5  Tsy tafaverina Ilaimanga raha tsy efa harivariva ny andro. [2.324]
6  harivarivan' ny alatsinainy, fiandohan' ny herinandro tamin' izay. [2.470]
7  harivariva tokony ho tamin' ny efatra izahay no nahatsinjo indray ny seranan' i Toamasina, nandalo an' Anosy-Alanana misy ny fanilon-tsambo goavambe. [2.471]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how harivariva
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19