|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 nify |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy fahatevenana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 mince, peu épais
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 nify |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.]
[1.2] 22 a tooth, esp. a front tooth [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 dent, surtout les dents antérieures
[1.8] |
| Ohatra |
24 Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary.
[2.4]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 28 Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 29 fiñy, finy, nify |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|