Entrée |
tonga
|
Partie du discours | participe
|
Définition malgache | Mby eo amin' ny toerana iray naleha: Tonga tany Antsirabe tamin' ny sivy i dadatoa ¶ Manjary: Tonga mpanankarena lahy ilay zazalahy kely faniraka fahiny! ¶ Mody: Tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao! ¶ Nentina avy amin' ny toerana iray ho eo amin' ny toerana iray: Tongako daholony zavatra nohafaranareo. / Indro tongako eto anatrehanareo ireo olona nasainareo nalaiko
[Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | arrived [Hallanger 1973]
|
Définition française | arrivé [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Morphologie |
tonga
tongako
tonganao
tongany
tongantsika
tonganay
tonganareo
tongan'
tongan-
tongam-
| |
tonga
tongako
tonganao
tongany
tongantsika
tonganay
tonganareo
tongan'
tongan-
tongam-
| |
ho tonga
ho tongako
ho tonganao
ho tongany
ho tongantsika
ho tonganay
ho tonganareo
ho tongan'
ho tongan-
ho tongam-
| |
tongava | |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
Illustrations |
|
|