Entrée (1/2) | 1 miantefa (antefa) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana [1.1] 4 Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1] |
Explications en anglais |
5 To light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2] |
Exemples |
6 Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 miantefà (antefa) |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif miantefa |
Tableaux et planches |
13 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 14 fatimena, miantefa, mifañate |
Mis à jour le 2023/01/20 |