Entrée | 1 mahatonga (tonga) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho [1.1] 4 Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy [1.1] 5 Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta [1.1] 6 Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra [1.1] 7 Miteraka [1.13] |
Explications en anglais |
8 To bring to, to cause to come, to make to be [1.2#661] |
Explications en français |
9 Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet) [1.3#724] 10 Provoquer [1.13] |
Exemples |
11 Inona moa no mahatonga izany? [2.59#] 12 Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#] 13 Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. [2.245#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mahatonga |
Anagrammes | 19 mahatango, mahatonga, mangataho |
Mis à jour le 2023/01/20 |