Entrée tohatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy
¶ Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [Rajemisa 1985]
 fandehanana vita ambaratonga [SLP 1986]
Explications en anglais a ladder, a staircase [Hallanger 1973]
Explications en français escalier [Abinal 1888 page 709|1.8.fr|1.13.fr, Hallanger 1974 page 709|1.8.fr|1.13.fr, SLP 1986 page 709|1.8.fr|1.13.fr]
 échelle [Abinal 1888 page 709|1.8.fr, Hallanger 1974 page 709|1.8.fr]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
tohatra
toha-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Niakatra ny tohatra izy [Andriamalala: Taolambalo, page 54]
2Tohatra hazo an-trano no miakatra any [Andraina: I Vola, page 80]
Citations 
Illustrations 

Entrée tohatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [Rajemisa 1985]
Explications en français mamelles des vaches, des animaux [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée tohatra
Partie du discours participe
Explications en malgache Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [Rajemisa 1985]
Explications en français qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [Abinal 1888]
Dérivations 
Morphologie 
tohatra
tohara

Mis à jour le 2021/01/15