Entrée manohatra (ohatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Bezanozano] mampitovy [Rakotosaona 1975]
 Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
¶ Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
¶ Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to measure, to compare. [Richardson 1885]
 to compare; to fit to try [Hallanger 1973]
Explications en français comparer, essayer un vêtement, etc [Hallanger 1974]
Morphologie 
manohatra
nanohatra
hanohatra
manohara
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée manohatra (tohatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31