|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 taolambalo |
| Singan-teny | 2 taolana, 3 valo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina
6 ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy 7 lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo 8 amin'ny tongotra roa avy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 the eight bones; i.e. the humerus and radius,
10 and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to 11 Imerina for burial when a person dies in a distant part [1.2] 12 Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras,
14 le fémur et le tibia des deux jambes 15 (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [1.3] 16 Les ossements d'un défunt mort au loin, qu'on ramène 17 dans le tombeau familial. [1.5] 18 Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [1.8] |
| Ohatra |
19 olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo
[2.5#79]
20 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296] 21 saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty. [2.643#197] |
| Voambolana | 22 Finoana |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 24 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 Taolambalo |
| Singan-teny | 26 taolana, 27 valo |
| Sokajin-teny | 28 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
29 Andriamalala Emilson Daniel |
| Mpanonta printy |
30 |
| Fivaditsoratra | Taolambalo, taolambalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|