|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mingadona |
| Fototeny | 2 ngadona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy rehefa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any
5 Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to make a noise by pounding, beating, or treading; to arrive.
[1.2] 7 to make a thumping sound 8 when pounding rice; 9 to make a thudding sound of footsteps; 10 to arrive [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 faire du bruit en pilant, en marchant; arriver
[1.8] |
| Ohatra |
12 Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga (Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer)
[2.246]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 teny mingadona |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 mingadòna |
| Fototeny | 20 ngadona |
| Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingadona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 22 mandaingo, 23 mangadony, mingadona, mingadòna, 24 mingodana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|