Entrée ariana (ary)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io
¶ Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1]
Explications en anglais to be thrown away [1.2, 1.7]
Explications en français qu'on rejette [1.5]
Morphologie 
ariana
ariako
arianao
ariany
ariantsika
arianay
arianareo
arian'
arian-
ariam-
aria-
nariana
nariako
narianao
nariany
nariantsika
narianay
narianareo
narian'
narian-
nariam-
naria-
hariana
hariako
harianao
hariany
hariantsika
harianay
harianareo
harian'
harian-
hariam-
haria-
ario
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31